VOROM-POTSY =========== (Therack) Samy ny tiana ka ny tiako d hitako ihany, oreroy e tsy miova tsy mifindra miara mamindra, miangola mitositosy, eo anilan’i tiana eo akaikin’i lala Refrain: ------- vorom-potsy, miaradia vorondreo, tsy mifanary voromanga, malala havana miaradia, miaradia, miriaria Mba tohano, ka tatano fa mila hirona, oreroye ento mora, ento mora miara mamindra, miangola mitositosy, eo anilan’i tiana eo akaikin’i lala